









Diaben’ny Fahaleovantena
Ao anatin'ny fankalazana ny faha-65 taona niverenan’ny Fahaleovantena , dia tonga nanamarika sy nandray anjara tamin’ny hetsika "Diaben’ny Fahaleovantena" ireo tomponandraikitra isan'ambaratonga sy isan-tsokajiny ato amin’ny MFFT, androany, Alarobia 04 Jona 2025 .
Ho fanamafisana ny Fitiavan-tanindrazana sy fanehoana Firaisankina ho an’ny Fampandrosoana ny Firenena. 🇲🇬