Photo_Diabe fahaleovantena_02
Photo_Diabe fahaleovantena_03
Photo_Diabe fahaleovantena_04
Photo_Diabe fahaleovantena_05
Photo_Diabe fahaleovantena_10
Photo_Diabe fahaleovantena_06
Photo_Diabe fahaleovantena_07
Photo_Diabe fahaleovantena_09
Photo_Diabe fahaleovantena_08
Photo_Diabe fahaleovantena_12

Diaben’ny Fahaleovantena

Ao anatin'ny fankalazana ny faha-65 taona niverenan’ny Fahaleovantena , dia tonga nanamarika sy nandray anjara tamin’ny hetsika "Diaben’ny Fahaleovantena" ireo tomponandraikitra isan'ambaratonga sy isan-tsokajiny ato amin’ny MFFT, androany, Alarobia 04 Jona 2025 . Ho fanamafisana ny Fitiavan-tanindrazana sy fanehoana Firaisankina ho an’ny Fampandrosoana ny Firenena. 🇲🇬
Scroll to Top