Didim-panjakana mametraka ny Bokim-piraketana Nasionaly ho an’ireo Fifanaraham-panofan-tany.
📢 Bokim-piraketana Nasionaly ho an’ireo Fifanaraham-panofan-tany (SNB) OFISIALY AMIN’IZAY : Efa nivoaka sy naparitaka ny didim-panjakana mametraka ny Bokim-piraketana Nasionaly ho an’ireo Fifanaraham-panofan-tany.
Nankatoavin’ny Filankevitry ny Ministra tamin’ny 18 jona 2025 io didim-panjakana laharana 2025-697 izay nanamarika dingana lehibe ny fanavaozana ny fitantanana ireo tanim-panjakana.
🗂️Inona izany Bokim-piraketana Nasionaly ho an’ireo Fifanaraham-panofan-tany izany ? Ny Bokim-piraketana Nasionaly ho an’ireo Fifanaraham-panofan-tany dia rejisitra nasionaly natao itahirizana sy itondrana ny rakitry ny fifanarahana fanofana ireo tanim-panjakana manerana an’i Madagasikara. Nahoana no mila an’io boky io ?
✅ Ho famondronana ireo angon-drakitra rehetra momba ny fanofana tany ;
✅ Ho fanatsarana ny fangaraharahana sy ny fanaraha-maso ny fitantanana ireo fifanaraham-panofan-tany ;
📌 Ny Tahirimbola Nasionaly ho an’ny Fananantany (FNF) no tompon’andraikitra amin’ny fanatanterahana ireo andinindininy ary miara-miasa amin’ny Fitalevana Ankapobeny ho an’ny Sampandraharahan’ny Fananan-tany (DGSF).
📍 Antsoina mba hijery ny lisitry ny antontan-taratasy takiana ary hanantona ny Tahirim-bola Nasionaly ho an’ny Fananan-tany (FNF) ireo olona izay nanao sonia fifanarahana fanofan-tany (fanofan-tany maharitra na tsotra) mba hampanoratra ny fifanarahana fanofana tany izay ananany. Tahirim-bola Nasionaly ho an’ny Fananan-tany (FNF), Route Digue – Ambodimita- Enceinte APIPA - Antananarivo 101-
📍 Mba hafantaranao ny lisitry ny antontan-taratasy ilaina amin’izany sy ireo fanazavana fanampiny : Araho tsy tapaka ny pejy facebook ofisialy an’ny Minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana sy ny Fanajariana ny tany sy ny Tahirimbola Nasionaly ho an’ny Fananantany (Fonds National Foncier)

📢 C’EST OFFICIEL : Le décret portant création du SOMMIER NATIONAL DES BAUX (SNB) est désormais publié !
Adopté en Conseil des Ministres le 18 juin 2025, le Décret n°2025-697 marque une étape importante dans la modernisation de la gestion des terres de l’État.
🗂️ Qu’est-ce que le SNB ? Le Sommier National des Baux est un registre national qui recensera tous les contrats de location (baux) portant sur des terrains appartenant à l’État, partout à Madagascar. Pourquoi ce registre ?
✅ Pour centraliser les informations sur les baux,
✅ Pour améliorer la transparence et le suivi,
📌 La mise en œuvre de ce dispositif est confiée au Fonds National Foncier (FNF), en collaboration avec la Direction Générale des Services Fonciers (DGSF).
📍 Les personnes ayant signé un bail avec l’État (ordinaire ou emphytéothique) sont invitées à consulter la liste des documents requis et se rapprocher du FNF afin de procéder à l’enregistrement officiel de leur contrat: Fonds National Foncier (FNF) , Route Digue – Ambodimita- Enceinte APIPA - Antananrivo 101-
📍 Pour consulter la liste des documents requis et pour plus d’informations, suivez les pages Facebook officielles du Ministère de la Décentralisation et de l’Aménagement du Territoire (Minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana sy ny Fanajariana ny Tany) et du Fonds National Foncier).