Fihaonambe fahatelo mahakasika ny fiaraha-miasa itsinjaram-pahefana amin’ny Madagasikara - Frantsa
Ao anatin'ny fanomanana ny fihaonambe fahatelo mahakasika ny fiaraha-miasa itsinjaram-pahefana amin’ny Madagasikara - Frantsa ny Minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana sy ny Fanajariana ny Tany, ny Minisiteran’ny Raharaham-bahiny, ny Minisiteran’ny Eoropa sy ny Raharaham-bahiny ary ny « Cités Unies France ». Hetsika lehibe izay ho atao ny 18 sy 19 Septambra 2025 ao amin'ny Novotel, ary hiaonan'ireo vondrom-bahoaka itsinjaram-pahefana miaraka amin'ireo mpikatroka avy amin'ny firenena roa tonta.
Tafiditra ao anatin’ny fampiharana ny Drafitra Ankapoben’ny Fanjakana sy ny Drafi-pirenena momba ny Fitsinjarampahefana izay mikendry ny hanamafy fahaleovantenan’ny vondrom-bahoaka itsinjaram-pahefana sy hampiroborobo ny lanjany eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena.
Eo ihany koa ny fahavononana hanatanteraka ny Vinan'ny Filoham-pirenena sy ny fampiharahana izany amin'ny Tanjon’ny Fampandrosoana Lovain-jafy faha-17 mahakasika ny fiaraha-miombon’antoka ho fanatanterahana ireo tanjona. Mitondra ny lohahevitra hoe « Ny fitantanana eny ifotony, hery hahafahana miatrika manoloana ny fiovan’ny toetr’andro », hasongadina amin’izany ny maha-zava-dehibe ny fanamafisana ny fiaraha-miasa itsinjaram-pahefana, mba hiatrehana miaraka ny fanamby amin’ny fampandrosoana sy ny fahaiza-miatrika.
Manan-danja ihany koa io fotoana io satria hanamafisana ny fifandraisana, hanaovana jery todika ny zava-bita, hanehoana ny vokatra tsara azo, hifampizaràna traikefa ary hamaritana fomba fijery vaovao mifanaraka amin’ny zava-misy ankehitriny.

Les 18 et 19 septembre 2025, Antananarivo accueillera un rendez-vous majeur : la 3ᵉ édition des Assises de la Coopération Décentralisée Madagascar – France.
Organisées conjointement par le Ministère de la Décentralisation et de l’Aménagement du Territoire, le Ministère des Affaires étrangères de Madagascar, le Ministère de l’Europe et des Affaires étrangères de la France ainsi que Cités Unies France, ces Assises rassemblent collectivités territoriales et acteurs de la coopération pour bâtir des partenariats concrets et durables.
Cette édition portera sur le thème : « La gouvernance locale, vecteur de résilience au changement climatique » .
Au programme :
Ces Assises marquent une nouvelle étape dans cette dynamique, en ouvrant la voie à des actions locales plus fortes face aux défis du développement et du climat.

- Échanges entre collectivités malagasy et françaises
- Valorisation des réussites et bonnes pratiques
- Définition de nouveaux axes de coopération adaptés aux enjeux actuels