Fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny Fihaonambe fahatelo mahakasika ny fiaraha-miasa itsinjaram-pahefana eo amin'ny Madagasikara sy Frantsa
🇲🇬 🇫🇷 Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy ny 18 septambra 2025 ny Fihaonambe fahatelo mahakasika ny fiaraha-miasa itsinjaram-pahefana eo amin'ny Madagasikara sy Frantsa izay teo ambanin’ny fiahian’ny Filoham-pirenena.
Hetsika lehibe iarahan’ny Minisiteran'ny Fitsinjaram-pahefana sy ny Fanajariana ny Tany, ny Minisiteran'ny Raharaham-bahiny, ny Minisiteran'ny Eoropa sy ny Raharaham-bahiny (MEAE) ary ny "Cités Unies France" mikarakara ho marikin’ny firalahina.
Natrehan’ny manam-boninahitra sy lehiben’ny andrim-panjakana maro Malagasy sy Frantsay.
Fotoana fanaovana fifanakalozan- kevitra, jery todika, fanamafisana ny lalàna izay mifehy ny sata fifanarahana misy ary indrindra ny fanohizana ireo fanamby napetrakin’ny fanjakana ho an’ny fampandrosoana eny ifotony .
Tombon-tsoa lehibe ho an’ny fiaraha-miasa eo amin’ny vondrom-panjakana roa tonta izao . Ahitana mpisehatra isan-karazany ihany koa eo amin’ny fampandrosoana eny ifotony toy ny manam-pahaizana manokana , solontenan'ny Ben'ny tanàna , ny Governora , solontenan’ny fiaraha-monim-pirenena ary ny mpiara-miombon’antoka ara-teknika sy ara-bola.
Maharitra roa andro ny hetsika ka miompana amin’ny lohahevitra lehibe : ny fambolena , fitantanana eo amin’ny sehetrin’ny fitsinjaram-pahefana, ny tanora , ny fampiofanana arak'asa sy ara-tsosialy.

🇲🇬🇫🇷 Ouverture officielle de la 3ème édition des Assises de la Coopération Décentralisée Madagascar–France, placée sous le haut patronage de Son Excellence Monsieur Andry RAJOELINA, Président de la République.
Cet événement d’envergure est coorganisé par le Ministère de la Décentralisation et de l’Aménagement du Territoire, le Ministère des Affaires étrangères, le Ministère de l’Europe et des Affaires étrangères (MEAE) ainsi que Cités Unies France, symbole fort de la coopération et de la solidarité entre nos deux pays.
La rencontre réunit de hautes personnalités et responsables institutionnels malagasy et français. Elle constitue un espace d’échanges, de réflexion et de concertation, permettant à la fois d’évaluer les dispositifs existants, de consolider le cadre juridique des coopérations décentralisées et surtout de poursuivre les objectifs fixés par l’État pour un développement local inclusif et durable.
Véritable levier pour le partenariat entre collectivités, cette rencontre rassemble également divers acteurs engagés dans le développement territorial : experts, maires, gouverneurs, représentants de la société civile ainsi que les partenaires techniques et financiers.
S’étalant sur deux jours, les travaux porteront sur des thématiques essentielles telles que l’agriculture, la gouvernance locale, la jeunesse, la formation professionnelle et l’insertion socio-économique.