Atrikasa fanombohana ofisialy ho amin’ny fitohizan’ny fanamboarana ny PUDi an’i Ambanja.
Tontosa ny 21 sy 23 Aogositra 2025 tao amin’ny efitrano vaovao an’ny Kaominina Ambonivohitr’i Ambanja ny atrikasa fanombohana ofisialy ho amin’ny fitohizan’ny fanamboarana ny PUDi an’i Ambanja.
Natomboka tamin’ny taona 2023 ary novatsian’ny tetikasa PIC 2.2 famatsiambola, ny fandinihana voalohany natao dia nampiseho mazava tsara ny toerana ara-jeografika stratejika misy ny tanànan’i Ambanja.
Ankehitriny, ao anatin’ny famatsiam-bola PIC 3 dia notohizana indray ny dingana manaraka amin’ny fanadihadiana. Ity atrikasa ity dia nanome sehatra ny mpandray anjara, ao amin’ny Komity Monisipaly misahana ny Fandrafetana Tanàn-dehibe (CMU), hanamafy ny vinam-pampandrosoana ny ny tanana’Ambanja ho an’ny 15 taona ho avy, ary koa ny paikady stratejika, miaraka amin’ny lisitry ny hetsika mifanaraka amin’izany.
Nahazoana vokatra ny fifanakalozan-kevitra, satria nahafahana niresaka tamin’ny fomba mazava momba ireo olana lehibe atrehin’ny tanàna, toy ny fitantanana ny fako, ny resaka tany, ary ireo olan-draharaha laharam-pahamehana hafa.

Un atelier de lancement officiel de la poursuite de l’élaboration du PUDi Ambanja a été effectué les 21 et 23 aout 2025 dans la nouvelle salle d’œuvre de la Commune Urbaine d’Ambanja. Initié en 2023, financé par le projet PIC 2.2, les études du PUDi a mis en exergue lors des premières phases, la position géographique stratégique qu’occupe la ville d’Ambanja.
Dans le cadre du financement PIC 3, les phases suivantes de l’étude ont été relancées. L’atelier a permis aux parties prenantes regroupées dans la Commission municipale d’Urbanisme CMU de confirmer le scénario de développement retenu pour les 15 prochaines années, ainsi que la vision et les orientations stratégiques, accompagnées d’une liste d’actions alignées sur ce scénario.
Les échanges, qui ont mobilisé l’ensemble des acteurs concernés, ont été jugés fructueux. Ils ont permis d’aborder de manière constructive les principaux enjeux de la ville, notamment la gestion des déchets, le foncier et d’autres problématiques prioritaires.