Andro Afrikanina ho an’ny Ady amin’ny Kolikoly (JALCC)
Tontosa ny alakamisy 11 jolay 2024 tao amin’ny Ministeran’ny Raharaham-bahiny (MAE) Anosy ny « Andro Afrikanina ho an’ny Ady amin’ny Kolikoly » (JALCC). Hiarahan’ny ministera maromaro ao anatin’ny gouvernemanta malagasy,…