Nifarana tamin’ny fomba ofisialy ny Alakamisy 11 Jolay 2024 tao amin’ny Grand Melis Tsaralalàna ny atrik’asa fanamafisana ny fanarenana an-tànan-dehibe manoloana ny fiovan’ny toetr’andro, izay nataon’ny GINGER Sofreco , tetikasa vatsian’i AFD.
Ny vokatra nandrasana tamin’ity atrik’asa ity dia ny hananana paikady sy teknika hahafahan’ny tanàn-dehibe miatrika sy miomana ara-pitaovana sy ara-kevitra ny fiovan’ny toetr’andro, ary hisorohana ny fahavoazana be loatra aterak’izany.
Atrikasa miisa 7 no nandraisan’ny tompon’andraikitra isan’ambaratonga eo anivon’ny MFFT sy ireo rantsa mangaika anjara nanomboka ny 03 May ka nifarana omaly.
Ireo tompon’andraikitra eny anivon’ny sampan-draharahan’ny Fananan-tany any amin’ny Faritra kosa dia hisitraka ity fampiofanana ity ho an’ny telo velona manaraka.
——————————————————————————————————————————————————————————————————————————————————————————————————
La dernière session de l’atelier sur le projet d’accompagnement du MDAT pour le renforcement de la résilience des villes face au changement climatique effectuée par Ginger Sofreco , financé par L’AFD, s’est déroulée à l’hôtel Grand Melis Tsaralalana.
Le projet a pour objectif de développer les compétences adéquates au niveau du Ministère, des collectivités urbaines et des communautés, pour une implication effective à tous les niveaux en matière d’adaptation à la variabilité et au changement climatique, ainsi que la réduction des risques y afférents.
Les différents niveaux de Directions et services régionaux du MDAT seront les prochains bénéficiaires de cette formation pour les 3 prochains mois.