sary 6
sary 5
sary 4
sary 3
sary 2
sary 1

Fankatoavana ny Drafi-panajariana ny Faritra na SRAT hoan'ny faritra Androy sy Anôsy

Nankatoavin'ny kaomitim-paritry ny Fanajariana ny Tany ny Drafi-panajariana ny Faritra na SRAT ho an'ny faritra Androy sy Anôsy, izay tohana avy amin'ny Ministeran'ny Fitsinjaram-pahefana sy ny Fanajariana ny Tany. Marika ho amin'ny fandrosoana stratejika sy manokatra lalana ho amin’ny fandrindrana lovain-jafy. Ho fanampin’izany, natao ihany koa ny fanamafisana fahaiza-manao ho an’ny ekipa SIG ao amin’ny Faritra, mba hahatomombana ny fampiharana ny SRAT. Marihina fa napetraka ho fampiharana ny Lalàna n°2015-051 momba ny fanajariana ny Tany ity antontankevitra ity, ka mifanaraka sy mifanandrify tanteraka amin’ny zava-misy eo an-toerana. Ny 6 sy 7 Mey 2025 lasa teo no nisian'ny fankatoavana.
Le Schéma Régional d'Aménagement du Territoire (SRAT) pour les régions Androy et Anôsy, approuvé par le Comité Régional d'Aménagement du Territoire(CRAT), avec le soutien du Ministère de la Décentralisation et de l'Aménagement du Territoire, marque une avancée stratégique et ouvre la voie à une planification durable. En complément, une séance de renforcement des capacités a été organisée avec l’équipe du Système d'information Géographique (SIG) de chaque région, afin d'assurer une meilleure appropriation des outils pour une opérationnalisation réussie. Conçus en application de la Loi n°2015-051 portant orientation de l'Aménagement du Territoire, ces documents fondamentaux garantissent une planification équitable et adaptée aux réalités régionales. L’accord a été validé les 6 et 7 mai 2025.
Scroll to Top