ListeArticle

Fiofanana an’ireo tompon’andraikitra eny anivon’ny kaominina momban’ny teti-bola ara-pandaharanasa (Budget de Programme) niarahana tamin’ny Ministeran’ny Fitsinjaram-pahefana sy ny Fanajariana ny Tany amin’ny alalan’ny INDDL sy ny Programa RINDRA le 17 juillet 2024 Fanolorana ny iraka fanaraha-mason’ny tetikasa eo amin’ny sehatry ny tanàn-dehibe izay nataon’ny Agence Francaise de Développement (AFD) ny 8 hatramin’ny 16 Jolay lasa teo. le 17 juillet 2024 Fampahafantarana ny fisokafan’ny fampidiran-drano eto amin’ny lemak’Antananarivo ny amin’ity taom-pambolena 2024 ity, natao teny amin’ny canal GR Ilanivato. le 15 juillet 2024 Famelabelaran-kevitra momba ny Programme National Foncier II le 15 juillet 2024 Famaranana tamin’ny fomba ofisialy ny atrik’asa fanamafisana ny fanarenana an-tànan-dehibe manoloana ny fiovan’ny toetr’andro, izay nataon’ny GINGER Sofreco le 11 juillet 2024 Fitsidihana nataon’ny Amnesty International ho an’ny faritra Atsimo sy ny Faritra Boeny le 11 juillet 2024 Andro Afrikanina ho an’ny Ady amin’ny Kolikoly (JALCC) le 11 juillet 2024 Première réunion du Comité de Pilotage Local du projet PADEVE 2 le 02 juillet 2024 Fidinana ifotony nataon’i Andriamatoa Minisitry ny Fitsinjaram-pahefana sy ny Fanajariana ny tany Naina Andriantsitohaina sy ireo delegasiona miaraka aminy tany amin’ny faritra Atsimo Atsinanana le 02 juillet 2024 Fihaonana niarahan’ny Ministry ny Fitsinjaram-pahefana sy ny Fanajariana ny tany sy ireo ben’ny tanàna 98 anatin’ny distrika 5 ( Farafangana, Vangaindrano, Vondrozo, Midongy Sud, Befotaka Sud) mandrafitra ny Faritra Atsimo-Atsinanana. le 01 juillet 2024 Toutes les actualités

ListeArticle Read Post »