Nisy arak’izany ny atrik’asa COPIL izay tanterahina androany Talata 7 May 2024 ao amin’ny FDL Anosy, ahafahan’ireo mpiara-miombon’antoka manao ny jery todika tamin’ny taona 2023 sy mijery ny fandrosoan’ny tetikasa amin’ity taona 2024 ity.
Eo ihany koa, ny hanatsarana ny fandrindrana ny asa sy ny andraikitra sahanin’ny tsirairay.
Nisy ihany koa ny fanaovana sonia ho fanatanterahana ny tetikasa miaraka amin’ny MFFT izay efa miandraikitra ny fitsinjaram-pahefana.
Notarihin’Andriamatoa Ministry ny Fitsinjaram-pahefana sy fanajariana ny tany Naina ANDRIANTSITOHAINA ny atrik’asa ary natrehan’ireo mpiara-miasa ao amin’ny MFFT sy ny rantsa mangaika toy ny FDL, INDDL, ODDL.
Nandray anjara tamin’izany ihany koa ireo Ministera hafa toy ny MEF, MINTER, ary ny CUA, IPAM, ProPfr, sy ireo mpikambana ao amin’ny ProDéCid.
Un atelier du comité de pilotage sur le Projet de Développement Communal Inclusif et de Décentralisation ProDéCID III de la GIZ se tient ce Mardi 7 Mai 2024 au FDL Anosy, en présence du Ministre Naina ANDRIANTSITOHAINA.
L’atelier a pour objectif la revue des activités de l’année 2023 ainsi que les orientations globales du projet pour cette année 2024.
Il permet aussi de veiller à une meilleure responsabilisation et coordination interne des partenaires sur la mise en œuvre des activités.
La signature du contrat d’exécution du projet avec le MDAT, nouvellement en charge de la Décentralisation, a également été effectuée ce jour.
Parmi les participants de l’atelier figurent le MDAT, les organismes rattachés tels que le FDL, l’INDDL et l’ODDL, les ministères comme le MEF, MINTER, la CUA, L’IPAM, ProPfr, ainsi que les membres du ProDéCid.