Fivoriana niarahan’ny Fikambanana Fonenana Mendrika (AFM) ny MFFT niompana tamin’ny fanolorana ny tatitry ny “Toeram-ponenana mendrika ho an’ny rehetra”

Ny 24 septambra 2024 dia nanatanteraka fivoriana niaraka tamin’ny Fikambanana Fonenana Mendrika (AFM) ny MFFT niompana tamin’ny fanolorana ny tatitry ny “Toeram-ponenana mendrika ho an’ny rehetra” izany. Boky mirakitra ny vokatry ny fiaraha-miasa teo amin’ny AFM, ny Fondation Abbé Pierre, ny mpaka sary Rija Solo ary ny sampan-draharaha frantsay momba ny fampandrosoana. Izay manasongadina ny fanantanterahana ny asa tao amin’ny distrika madinika miisa 5 ary niantraika mivantana tamin’ny mpahazo tombontsoa miisa 500. Ny tale jeneraly sy ny mpandrindra ny fampandehanan-draharaha ao amin’ny AFM no nanolotra ny famelabelarana, teo anatrehan’ny Minisitra , ny Tale jeneralin’ny sampan-draharahan’ny fananan-tany ary ny Tale Jeneralin’ny MFFT . Ny Ministera ny Fitsinjaram-pahefana sy ny Fanajariana ny tany dia manohana hatrany ny tetikasa maneho ny fiaraha-mientana sy fiaraha-miasa izay manatsarana ny toe-piainan’ny vahoaka eny ifotony sy ny fampandrosoana maharitra amin’ny alalan’ny ny fiarovana ireo zon’ny fananan-tany ——————————————————————————————————————————————————————————————————————————————————————– Le 24 septembre 2024, le Ministère de la Décentralisation et de l’Aménagement du Territoire (MDAT) a accueilli une rencontre avec l’Association Fonenana Mendrika (AFM), centrée sur la présentation du rapport « Un logement digne pour toutes et pour tous ». Ce document, issu d’un partenariat stratégique entre l’AFM, la Fondation Abbé Pierre, le photographe Rija Solo et l’Agence Française de Développement, met en lumière les progrès réalisés dans cinq micro-quartiers, touchant directement 500 bénéficiaires.La présentation a été assurée par le Directeur exécutif et la Coordonnatrice des opérations de l’AFM, en présence du Ministre, des services fonciers et de la Direction Générale de l’Aménagement du Territoire. Ce rapport reflète l’engagement collectif pour améliorer durablement les conditions de vie, avec le soutien constant du MDAT pour la sécurisation foncière et la régularisation des bâtis.

Fivoriana niarahan’ny Fikambanana Fonenana Mendrika (AFM) ny MFFT niompana tamin’ny fanolorana ny tatitry ny “Toeram-ponenana mendrika ho an’ny rehetra” Read Post »

Atrik’asa fanamafisana ny fanarenana an-tànan-dehibe manoloana ny fiovan’ny toetr’andro

Ny Alatsinainy 23 Septambra lasa teo, no nanomboka ny atrik’asa fanamafisana ny fanarenana an-tànan-dehibe manoloana ny fiovan’ny toetr’andro izay tetikasa vatsian’ny sampandraharaha frantsay momba ny fampandrosoana (AFD). Miisa 16 ny mpandray anjara amin’ity fandaharanasa ity ary ahitana ny Talem-paritra sy ny sampandraharahan’ny fanajariana ny tany ao amin’ny faritra DIANA sy SAVA. Tarihany manam-pahaizana avy ao amin’ny GINGER-SOFRECO sy MFFT, fiofanana mikendry ny hampiditra ny paikadin’ny fandrindrana ny toetr’andro an-tanan-dehibe. Lohahevitra maro no voarakitra ao anatin’izany : ny fiovan’ny toetr’andro, ny fitantanam-bola eo anatrehan’izany. Ny fanokafana dia nahitana ireo manampahefana eny an-toerana. Ary dingana iray lehibe ho an’ireo faritra voakasika izany satria manamarika ny fanohanana ireo vondrom-piarahamonina hiatrika ny vokatry ny zava-miseho entin’ny toetr’andro ankehitriny. ——————————————————————————————————————————————————————————————————————————————————————– Depuis le lundi 23 Septembre, un atelier de formation se tient à l’Hôtel de la Poste d’Antsiranana dans le cadre du projet « Renforcement de la résilience des villes face au changement climatique, » financé par l’Agence Française de Développement (AFD). Cet atelier réunit 16 participants, dont les Directeurs Régionaux et les responsables des Services d’Aménagement du Territoire des régions Diana et SAVA.Sous la direction conjointe des experts de GINGER-SOFRECO et du MDAT, cette formation a pour objectif d’intégrer des stratégies de résilience climatique dans la planification urbaine. Divers sujets sont abordés, tels que le changement climatique, les finances climat, et la résilience urbaine.L’ouverture officielle s’est déroulée en présence des autorités locales, marquant une avancée majeure dans l’accompagnement des collectivités pour relever les défis climatiques actuels.

Atrik’asa fanamafisana ny fanarenana an-tànan-dehibe manoloana ny fiovan’ny toetr’andro Read Post »

Atelier technique sur l’élaboration du Projet d’appui à la décentralisation et à la territorialisation des politiques publiques.

Le vendredi 20 Septembre dernier, un atelier technique s’est tenu à l’hôtel Ibis, sous l’égide du Programme des Nations Unies pour le Développement (PNUD).Cet atelier, regroupant les représentants des trois directions générales du Ministère de la Décentralisation et de l’Aménagement du Territoire, a marqué une étape clé dans l’élaboration du Projet d’appui à la décentralisation et à la territorialisation des politiques publiques. Sous la direction de l’expert Abdousalam, les participants ont travaillé sur l’identification des grandes orientations et des lignes directrices de ce futur projet. L’objectif de cet atelier est clair : renforcer la gouvernance locale et soutenir les politiques publiques à travers une décentralisation efficace et inclusive. Ce travail collaboratif est essentiel pour assurer un développement harmonieux et durable de nos territoires, en plaçant les citoyens au cœur des décisions publiques. ——————————————————————————————————————————————————————————————————————————————————————– Notanterahina ny zoma 20 Septambra lasa teo ny atrikasa ara-teknika tao amin’ny hotely Ibis, izay teo ambany fiahian’ny Ny Fandaharanasan’ny Firenena mikambana ho an’ny fampandrosoana (PNUD). Manamarika dingana lehibe amin’ny fampandrosoana ny Tetikasa , manohana ny fitsinjaram-pahefana sy ny fanapariaham-pahefana mifanaraka amin’ny politikam-bahoaka izany ary nampivondronana ireo solontenan’ny tale jeneraly telo ato amin’ny MFFT.Teo ambany fitarihan’ny manam-pahaizana Abdousalam, ireo mpandray anjara dia niasa tamin’ny famantarana ireo fironana lehibe sy torolalana amin’ity tetikasa ho avy ity. Nazava ny tanjona izay mahakasika ny fanamafisana ny fitantanana eo an-toerana sy ny fanohanana ny politikan’ny fanjakana amin’ny alalan’ny fitsinjaram-pahefana mahomby sy iraisan’ny rehetra.Ilaina tokoa ny fiaraha-miasa toy izao mba hiantohana ny fampandrosoana mirindra sy maharitra, amin’ny fametrahana ny filan’ny olom-pirenena ho ivon’ny fanapahan-kevitra.

Atelier technique sur l’élaboration du Projet d’appui à la décentralisation et à la territorialisation des politiques publiques. Read Post »

Fanolorana ny iraka fanaraha-mason’ny tetikasa eo amin’ny sehatry ny tanàn-dehibe izay nataon’ny Agence Francaise de Développement (AFD) ny 8 hatramin’ny 16 Jolay lasa teo.

Notanterahina ny 17 jolay 2024 ny fanolorana ny iraka fanaraha-mason’ny tetikasa eo amin’ny sehatry ny tanàn-dehibe izay nataon’ny Agence Francaise de Développement (AFD) ny 8 hatramin’ny 16 Jolay lasa teo. Tonga teto Madagasikara ireo manam-pahazaina avy amin’ny AFD nanaraka ireo tetik’asa vatsian’izy ireo vola, toy ny Lalankely III/IV, PADEVE, fikarakarana PADEVE 2, CAT DDO, ary ny PADARNE. —————————————————————————————————————————————————————————————————————————————————————————————————————————— La restitution de la mission de supervision des projets du secteur « Urbain » financé par l’AFD du 08 au 16 juillet s’est tenue le 17 juillet 2024. Des experts de l’AFD siège sont venus à Madagascar afin de faire un suivi des projets financés par ces derniers, comme le projet Lalankely III/IV, Padeve et préparation PADEVE 2, CAT DDO, PADARNE.

Fanolorana ny iraka fanaraha-mason’ny tetikasa eo amin’ny sehatry ny tanàn-dehibe izay nataon’ny Agence Francaise de Développement (AFD) ny 8 hatramin’ny 16 Jolay lasa teo. Read Post »

Première réunion du Comité de Pilotage Local du projet PADEVE 2

Tontosa ny 2 Jolay 2024 ny fivoriana voalohan’ny « Comité de Pilotage Local » ny tetikasa PADEVE 2 izay vatsin’ny Agence Française de Développement (AFD) teto amin’ny tampon-tanànan’i Fianarantsoa, izay ankatoavana ireo fotodrafitrasa ho tanterahina ao anatin’ny 5 taona manaraka.Marihana fa tanan-dehibe 6 no misitraka ity tetikasa PADEVE2 ity eraky Madagasikara, anisan’izany ny Tananan’i Antsiranana, Mahajanga, Toamasina, Antsirabe, Fianarantsoa ary Toliara. Maro karazana ireo fotodrafitrasa ho atao amin’izany tetikasa izany, anisan’izany ny fanamboarana tsena, fanamboarana lalana, fanatsaràna ireo sehetra maintso iombonana, fanamboarana ireo fampitaovana isan-karazany ilaina eny an-tanan-dehibe. Raha ny mahakasika an’i Fianarantsoa manokana dia mitentina 7,3 tapitrisa euros ny vola natokana ho azy. Izy rahateo ihany koa dia efa nisitraka ny tetikasa PADEVE andihany voalohany.Ka fanamboarana ny tsena Anjoma sy Besorohitra no anisan’ny asa goavana tanterahina ankoatra ny lalana isan-karazany. —————————————————————————————————————————————————————————————————————————————————————————————————— La première réunion du Comité de Pilotage Local du projet PADEVE 2 financé par l’Agence Française de Développement (AFD) s’est déroulée le 02 juillet 2024 à Fianarantsoa afin de valider les travaux d’infrastructures à mettre en place pour les 5 ans à venir. Six grandes villes, à savoir Antsiranana, Majunga, Tamatave, Antsirabe, Fianarantsoa et Tuléar, profiteront du projet PADEVE 2. Toujours dans l’optique d’améliorer les conditions de vie des populations des centres urbains des provinces de Madagascar. Plusieurs Travaux d’Infrastructures et Équipements Divers seront effectués, tels que la Réhabilitation des marchés et drains principaux ainsi que les espaces verts. Pour le cas de Fianarantsoa, 7,3 millions d’euros seront attribués à la ville, incluant l’aménagement des marchés d’Anjoma et de Besorohitra

Première réunion du Comité de Pilotage Local du projet PADEVE 2 Read Post »

Scroll to Top